Teny iditra ampanofaina (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Izay ataon' ny mpampiasa sy ny tompon' ny tany ampanofaina moa tsy lazaina intsony! [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampanofaina, ampanofaiko, ampanofainao, ampanofainy, ampanofaintsika, ampanofainay, ampanofainareo, ampanofain', ampanofain-, ampanofaim-, ampanofai-
Ny lasa : nampanofaina, nampanofaiko, nampanofainao, nampanofainy, nampanofaintsika, nampanofainay, nampanofainareo, nampanofain', nampanofain-, nampanofaim-, nampanofai-
Ny hoavy : hampanofaina, hampanofaiko, hampanofainao, hampanofainy, hampanofaintsika, hampanofainay, hampanofainareo, hampanofain', hampanofain-, hampanofaim-, hampanofai-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21