Teny iditra ampanondro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anarana ilazana ny tadim-baliha ka ilay anaovana ny feo saikiny indrindra no lazaina amin' izany, mifanohitra amin' ny domatina izay ilazana ny feo beso ambany indrindra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23