|
|
|
|

Teny iditra1  amparimbona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nanao amparimbona izahay rehetra tao antrano vao vita ilay asa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] (am-parimbona) see rimbona. Used only in phrases such as manao am-parimbona. To make an opposition of two or more against one. See ady am-parimbona.
Fototeny  5  farimbona
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny amparimbona io

Fivaditsoratra  7  amparimbona, mampañoriba

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21