Teny iditra amparina (ampatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io
Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death. [1.2]
Ohatra Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo. [2.587]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amparina, ampariko, amparinao, ampariny, amparintsika, amparinay, amparinareo, amparin', amparin-, amparim-, ampari-
Ny lasa : namparina, nampariko, namparinao, nampariny, namparintsika, namparinay, namparinareo, namparin', namparin-, namparim-, nampari-
Ny hoavy : hamparina, hampariko, hamparinao, hampariny, hamparintsika, hamparinay, hamparinareo, hamparin', hamparin-, hamparim-, hampari-
Filaza mandidy : amparo
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21