Teny iditra (1/3) | 1 amparitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika itỳ raharahan' olona itỳ ry zalahy a |
Teny iditra (2/3) | 4 amparitra |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] the bit of a brace used in carpenter's work. |
Teny iditra (3/3) | 8 amparitra |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] a particular kind of dollar. |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [2.415#6616] Piastre entourée d' un cercle. La pièce de cinq francs à palme de laurier et de chêne |
Ohatra |
13 [2.48] Ary maro anarana ny farantsa fahalaloha: dia Behaoka, sy amparitra. |
Voambolana |
14 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |