Teny iditra amparo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Saka, piso [1.78]

Teny iditra amparo (ampatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana amparina [fitanisana]
Ohatra Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31