|
|
|
|

Teny iditra1  ampatrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] ampovoan-tany
Ohatra  4  [2.508#] Ny filazana faharoa dia manambara fa Malagasy avy teto an-toerana ihany no nifindrà monina avy tany ampatrana nankany an-tsiraka.

Fivaditsoratra  5  ampatrana, naampatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21