Teny iditra | ampatrana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Ampovoan-tany [1.78] | |
Ohatra | Ny filazana faharoa dia manambara fa Malagasy avy teto an-toerana ihany no nifindrà monina avy tany ampatrana nankany an-tsiraka.
[2.508] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/14 |