Teny iditra | ampera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | ventin'ny vaikan-drianaratra ¶ ampera ara-kodina: venty amin'ny habe ara-aratra ¶ ampera ara-aratra: ventin'ny habetsahan'aratra [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | ampère ¶ ampera ara-kodina: ampère-tour ¶ ampera ara-aratra: ampère heure [SLP 1986] | |
Voambolana | Fizìka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |