Teny iditra ampianianina (aniana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy Passive from verb in mampi-, it takes the place of the passive from the root. To be adjured, put on oath. [1.2]
 To be made to take an oath, to be sworn in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on fait prêter serment; qui prête serment [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampianianina, ampianianiko, ampianianinao, ampianianiny, ampianianintsika, ampianianinay, ampianianinareo, ampianianin', ampianianin-, ampianianim-, ampianiani-
Ny lasa : nampianianina, nampianianiko, nampianianinao, nampianianiny, nampianianintsika, nampianianinay, nampianianinareo, nampianianin', nampianianin-, nampianianim-, nampianiani-
Ny hoavy : hampianianina, hampianianiko, hampianianinao, hampianianiny, hampianianintsika, hampianianinay, hampianianinareo, hampianianin', hampianianin-, hampianianim-, hampianiani-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31