Teny iditra ampiarahana (araka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra 
1Ahoana no ampiarahanao ireo zaza ireo? (pourquoi faites-vous aller ensemble ces enfants?) [1.3]
2Ho fanatanterahana izany dia tokony horaketina ho lalàna fa tsy azo ampiarahana ny asa-miaramila sy ny fanaovana politika na asa hafa. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampiarahana, ampiarahako, ampiarahanao, ampiarahany, ampiarahantsika, ampiarahanay, ampiarahanareo, ampiarahan', ampiarahan-, ampiaraham-, ampiaraha-
Ny lasa : nampiarahana, nampiarahako, nampiarahanao, nampiarahany, nampiarahantsika, nampiarahanay, nampiarahanareo, nampiarahan', nampiarahan-, nampiaraham-, nampiaraha-
Ny hoavy : hampiarahana, hampiarahako, hampiarahanao, hampiarahany, hampiarahantsika, hampiarahanay, hampiarahanareo, hampiarahan', hampiarahan-, hampiaraham-, hampiaraha-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20