Teny iditra ampiarahina (araka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble [1.3]
Ohatra 
1manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana. [2.356]
2Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampiarahina, ampiarahiko, ampiarahinao, ampiarahiny, ampiarahintsika, ampiarahinay, ampiarahinareo, ampiarahin', ampiarahin-, ampiarahim-, ampiarahi-
Ny lasa : nampiarahina, nampiarahiko, nampiarahinao, nampiarahiny, nampiarahintsika, nampiarahinay, nampiarahinareo, nampiarahin', nampiarahin-, nampiarahim-, nampiarahi-
Ny hoavy : hampiarahina, hampiarahiko, hampiarahinao, hampiarahiny, hampiarahintsika, hampiarahinay, hampiarahinareo, hampiarahin', hampiarahin-, hampiarahim-, hampiarahi-
Filaza mandidy : ampiaraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20