|
|
|
|

Teny iditra1  ampielezana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny fameno
Ohatra  3  [2.470#] nitotototoana tetsy sy teroa tamin' ireo olom-pantatra sy zanaka ampielezana nisy nanoro e.
4  [2.270#] ny amin' i Saoly, farisiana ampielezana, izay nankato ny vonoana an' Etiena diakra, sy nanenjika mafy ny kristiana mpiara-belona taminy, talohan' ny fibebahany.
Fototeny  5  ely
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11