Teny iditra | 1 ampielezana |
Fototeny | 2 ely |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Ohatra |
4 nitotototoana tetsy sy teroa tamin' ireo olom-pantatra sy zanaka ampielezana nisy nanoro e. [2.470#] 5 ny amin' i Saoly, farisiana ampielezana, izay nankato ny vonoana an' Etiena diakra, sy nanenjika mafy ny kristiana mpiara-belona taminy, talohan' ny fibebahany. [2.270#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |