Teny iditra | ampifina (ampify) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao miankina amin' ny...: Ampifio eo amin' ny rindrina eo aloha ireto entana ireto [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ampifina, mpiafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |