|
|
|
|

Teny iditra1  ampijalina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] to be made to suffer; to be tortured
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] qu'on fait souffrir; qu'on torture
Ohatra  5  [2.472#] Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy.
Fototeny  6  jaly
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10  ampijalian, ampijalina, nampijalia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21