|
|
|
|

Teny iditra1  ampijalina
Fototeny  2  jaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4  to be made to suffer; to be tortured [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  qu'on fait souffrir; qu'on torture [1.8]
Ohatra  6  Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy. [2.472#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12