Teny iditra |
ampingaratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Basy [2.165, 1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A gun used by the Sakalava and other tribes. [Portug. espingarda.] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Fusil. [1.19]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
ampingaratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Anaran-tany (toerana): Ampingaratra avaratra, ny dia hiañavaratra lahateo (ampingaratra toerana any avaratra, izaho ho any avaratra rahateo) [1.78]
|
|