Teny iditra (1/2) | 1 ampitomboina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] to be increased, to be made to increase; to be multiplied |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#719] qu'on augmente, qu'on multiplie |
Ohatra |
5 [2.508#530] Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. 6 [2.643#50] Ka raha sivifolo ampitomboina inefatra indray tsy hanjary herintaona izany? 7 [1.369#] Ny Fiangonana sy ny olona ao aminy dia nitahiry fahatsiarovana tsy maintsy ampitomboina. |
Fototeny | 8 tombo |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 ampitomboina |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.13] multiplicande |
Voambolana |
16 Matematika: rafitrisa |
Fototeny | 17 tombo |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 19 ampitomboany, ampitomboina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |