Teny iditra am-pitotoam-bary (any, toto, vary)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Teny nalaina  

2009/12/09