Teny iditra | ampoasa | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] (am-poasa) eo am-pikasana [1.78] | ||||||||||||
Am-pikasana (tsy fampiasa afa-tsy amin' io endrika io, saingy manana sampanteny). [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [fo, and asa, work (?).] See kasa. [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | ampoasa | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Avertir d'avance. [1.19] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |