|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampohiny
Fototeny  2  fohy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  sakany, zay fohy indrindra eo amin'ny zoron-trano roa mifanapaka [Betsimisaraka] [1.78]
5  antsakany [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/2)6  ampohiny
Fototeny  7  fohy
Sokajin-teny  8  anarana ampohy sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31