Teny iditra ampongatany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Atao koa hoe Amponga fandrotrarana: fandrotrarana mihenjana amin' ny tsatoka kely anankiroa no aingain' ny tapa-kazo kely eo ambonin' ny lavaka voarakotra tain' omby maina ary dia velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa. (Kilalaon' ny ankizy) [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31