Teny iditra ampotomoty
Singan-teny fototra ; moty
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. [1.2]
Ohatra Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31