|
|
|
|

Teny iditra1  ampovoamboany
Fototeny  2  any, fo, voa, -ny
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.437#]
Ohatra  5  Ny Rova kely foana teo ampovoamboany teo, fa vao nitarina matetika. [1.437#]
6  Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472#]
7  HEFA voafidy ny tany hanorenana ny vo-hitra, dia orenam-bato ao ampovoamboany, dia alaina ny ondralahy vonoina eo ambonin' iny vato naorina iny, ka aidina eo ny rany, ary ny ondry dia andraiioina hohanin' ny oìona. [2.857#]
Voambolana  8  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10