| Teny iditra | 1 amôniaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (NH3) etona vokatry ny hiñan' ny nitrôzena (N2) amin' ny roa hidrôzena (H2)
[1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 ammonia
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ammoniac
[1.13] |
| Voambolana | 6 Simia |
| Fivaditsoratra | 7 Akinoama, amôniaka, 8 anakamoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|