|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andaniny (lany)
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Amin' ny lafiny iray, mifamaly amin' ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny ireo dia tsara raha soratana hoe: ny andaniny, ny ankilany [1.1]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)7  andaniny (lany)
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9  [root lany.] A party, a side, as in two (or more) parties pitted against one another. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11