|
|
|
|

Teny iditra1  an-katakonana (any)
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  in secret [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  en dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3#654]
Tovy hevitra  6  an-kifonofono, an-koboka, an-konohono, an-takona, an-tsokosoko, mangingina
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny tambinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27