Teny iditra | 1 an-koditra (ana) |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny frantsay |
3 sur la peau 4 Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) [1.3] |
Ohatra |
5 hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470] 6 Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472] |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 8 an-koditra, kiatondra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |