Teny iditra | 1 an-takona |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy | 3 tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 en dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3#654] |
Tovy hevitra | 5 an-katakonana, an-kifonofono, an-koboka, an-konohono, an-tsokosoko, mangingina |
Singan-teny | 6 takona |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 8 an-takona, natokana, takonana, tonanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |