Teny iditra (1/2) | 1 an-tanàna |
Fototeny | 2 any, tanàna |
Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
Ohatra |
4 - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324] 5 Hono ray olona ato an-tanàna mba nandry teto ve Rasoavangaina? [2.131] |
Teny iditra (2/2) | 6 an-tanana |
Fototeny | 7 any, tanana |
Sokajin-teny | 8 tambinteny [Fitanisana] |
Ohatra |
9 ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472] 10 Ankotsohotso hatsotso roa venty raha mahay hianao dia roa no ho an-tanana [2.131] |
Fivaditsoratra | 11 an-tanana, an-tanàna, natanana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |