|
|
|
|

Teny iditra1  añabo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] [anabo] ambony
4  [1.78] [Tanosy] ambony
5  [1.78] [Tandroy] ambony: Indeso atoy i fiaza añabo anñey
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.19] [Tankarana] en haut
Ohatra  7  [2.606#] Ka Tsimamangafalahy le anabo eny ka.
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  aboan, abona, añabo, banoa, boana, naboa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21