Teny iditra anadinana (adina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Mampalahelo anefa ny mahita ny sasany tsy mety milaza izay tena marina amin' izay anadinana azy [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anadinana, anadinako, anadinanao, anadinany, anadinantsika, anadinanay, anadinanareo, anadinan', anadinan-, anadinam-, anadina-
Ny lasa : nanadinana, nanadinako, nanadinanao, nanadinany, nanadinantsika, nanadinanay, nanadinanareo, nanadinan', nanadinan-, nanadinam-, nanadina-
Ny hoavy : hanadinana, hanadinako, hanadinanao, hanadinany, hanadinantsika, hanadinanay, hanadinanareo, hanadinan', hanadinan-, hanadinam-, hanadina-
Filaza mandidy : anadino

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21