Teny iditra anakanaka (anaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hofan-javatra nindramina, saingy tsy vola fa zavatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an allowance made for a loan or debt. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kianakanaka

2009/02/23