Teny iditra | 1 anakaraka |
Fototeny | 2 anaka, raka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavamaniry madinika famonoana bibikely, toy ny parasy, moka... (Cordyla madagascariensis) |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [2.612] appellation botanique: Dupuya madagascariensis, Cordyla madagascariensis 6 [1.196] [Sakalava] Cordyla madagascariensis Viguier, et Millettia pervilleana Viguier (Papilionacées) 7 [1.196] [Tanosy] Neodunnia sp. (Papilionacées) |
Voambolana |
8 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 9 karabo, madiroala |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |