|
|
|
|

Teny iditra1  anakatsimba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [Betsileo]
Voambolana  5  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14