Teny iditra anakatsotsy (anana, katsotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fanao fanafodin' ny aretin' ny fivaviana (Phyllanthus niruri) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] name of an herb. Phyllanthus sp. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Phyllanthus niruri L. (Phyllanthaceae). Infusion réputée diurétique ; utilisée aussi en lavages dans la gonorrhée. Jus exprimé instillé dans les oreilles en cas d'otite ; jouit d'une grande réputation. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Phyllanthus niruri

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31