|
|
|
|

Teny iditra1  anamboraka
Fototeny  2  anana, voraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavamaniry madinika ataon' ny olona fampivalanana (Sonchus oleacerus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [voraka, evacuation.] The common sowthistle. Sonchus oleaceus, L. The leaves are used as an esculent by the Betsileo. Same as beroberoka. [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de anana, et voraka : nom des feuilles séquées ou partites, très découpées). Sonchus oleraceus L. et Sonchus gigas subsp. medius Boulos ex Humb. (Asteraceae) ; les "laiterons" également consommées comme légumes verts. Ils étaient utilisés autrefois en Europe pour le même usage ; oleraceus vient de olus = herbe potagère. Ils ont des vertus laxatives. [Merina] [1.196]
7  [Betsileo]
Voambolana  8  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  9  beroberoka
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  anamboraka, manaboraka

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14