Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
anan
dra
tana
Fototeny
2
san
dratra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny fameno
Ohatra
4
Tsy mbola misy fotoana maharanitra ny nofo sy
anandratana
azy fatratra toy ny ankehitriny.
[
2.285#
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
anandratana
, anandratako, anandratanao, anandratany, anandratantsika, anandratanay, anandratanareo, anandratan', anandratan-, anandratam-, anandrata-
6
Ny lasa :
nanandratana, nanandratako, nanandratanao, nanandratany, nanandratantsika, nanandratanay, nanandratanareo, nanandratan', nanandratan-, nanandratam-, nanandrata-
7
Ny hoavy :
hanandratana, hanandratako, hanandratanao, hanandratany, hanandratantsika, hanandratanay, hanandratanareo, hanandratan', hanandratan-, hanandratam-, hanandrata-
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29