Teny iditra | 1 anandriana |
Singan-teny | 2 anana, riana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [riana, swift water.] An herb. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] (de anana = herbe potagère, et riana = cascades, chutes d'eau). Thelethylax minutiflora (Tul.) C. Cusset (Podostemaceae). Curieuse petite plante présentant une sorte de thalle charnu adhérent aux pierres des cascades et que les Malgaches apprécient beaucoup comme légume. [Merina]
6 [Sihanaka] 7 [Bezanozano] |
Ohatra |
8 Fa izay tena nahatalanjona ahy dia ny nahitako olona sahisahy nitetitety sola-bato haka anandriana. [2.643] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 11 anandranay, anandriana, nandairana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |