|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  anantarika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' anana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [tarika, leading.] An esculent herb. Amaranthus tristis, L.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de anana = herbe potagère, et tarika = action de traîner, pour les plantes, d'avoir un port rampant). [Merina]
Amaranthus tricolor var. tristis (L.) Thell. (Amaranthaceae). Consommée comme brède. On l'employait aussi dans certaines cérémonies d'exorcisme pour les enfants nés sous le signe d'adalo (le verseau).
Ohatra  6  [2.857#] Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra.
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Singan-teny  8  anana, tarika
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/3)11  anantarika
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] (de anana = herbe potagère, et tarika = action de traîner, pour les plantes, d'avoir un port rampant). [Betsileo]
Drymaria cordata (L.) Willd. ex Schult. (Caryophyllaceae) La plante fraîche écrasée est appliquée comme maturatif sur les abcès et furoncles. Décoction dans les toux chroniques, les états fébriles, etc. D'après Descheemaeker.
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Singan-teny  15  anana, tarika
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)17  anantarika
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.196] (de anana = herbe potagère, et tarika = action de traîner, pour les plantes, d'avoir un port rampant). [Betsileo]
Torenia stolonifera Bojer ex Benth. (Linderniaceae) Encore appelée tsakomanta.
Voambolana  20  Haizavamaniry: ahitra
Fototeny  21  anana, tarika
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23  anakitrana, anantarika, anatrakany, nanaritaka, natakarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02