Teny iditra anantazana (tanty)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Dobobe simenitra misarona no anantazana ny rano avy amin' ny tafotrano ary tarihin' ny fantsona. [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anantazana, anantazako, anantazanao, anantazany, anantazantsika, anantazanay, anantazanareo, anantazan', anantazan-, anantazam-, anantaza-
Ny lasa : nanantazana, nanantazako, nanantazanao, nanantazany, nanantazantsika, nanantazanay, nanantazanareo, nanantazan', nanantazan-, nanantazam-, nanantaza-
Ny hoavy : hanantazana, hanantazako, hanantazanao, hanantazany, hanantazantsika, hanantazanay, hanantazanareo, hanantazan', hanantazan-, hanantazam-, hanantaza-
Filaza mandidy : anantazo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20