Teny iditra | 1 anantenana |
Fototeny | 2 antena |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#53] |
Ohatra |
6 Fa azoko anantenana karama sy valisoa ho ahy manokana, raha eo amin'ny fahefana aho, ny manilaka amin'ny tanindrazako hanjakazakan'ny hafa, na manolotra ny fahaleovantenam-pireneko hohitsahin'ny sasany. [2.503#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 anantenana, anentanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |