|
|
|
|

Teny iditra1  anantsingita
Singan-teny  2  anana, tsingita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazan' anana mangidingidy fa mani-pofona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [tsy, not, ngita, woolly.] A small esculent herb. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de anana = herbe, et tsy ngita = qui n'est pas très belle). Senebiera didyma (L.) Pers. (Brassicaceae). On s'en sert pour l'alimentation des animaux mais elle est rarement utilisée comme légume. [Merina] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  8  tsingita
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08