Teny iditra | 1 anao |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ianao [Tanala]
[1.78] 4 Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.) [1.2] 6 you (singular, as object); yours [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3] 8 Te, toi. [1.5] 9 vous (singulier - objet); vôtre. [1.8] 10 Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). 11 1. (sujet): tu, toi. 12 2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [Tanala] [1.6] |
Fanazavàna teny italianina |
13 te 14 il tuo [1.18] |
Ohatra |
15 Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako. [2.470#] 16 Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270#] 17 Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332#] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
21 Ny mpisolo rehetra 22 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |