|
|
|
|

Teny iditra1  anaram-bosotra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] a nickname
5  [1.8] sobriquet, surnom
Singan-teny  6  anarana, vosotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07