Teny iditra anaty (aty)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay interne [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay intrinsèque, intérieur [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay interne: Aretina anaty (Maladie interne) [Abinal 1888]
 interne: Akanjo anaty (Sous-vêt [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]

Teny iditra anaty (any, aty)
Sokajin-teny mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy inside [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) [Abinal 1888]
 dans, au-dedans, parmi [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Endriteny 
anaty
anatiko
anatinao
anatiny
anatintsika
anatinay
anatinareo
anatin'
anatin-
anatim-
tanaty
tanatiko
tanatinao
tanatiny
tanatintsika
tanatinay
tanatinareo
tanatin'
tanatin-
tanatim-
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny anaty ity (1): Alakamisy-Anativato

Teny iditra anaty (any, aty)
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana anglisy inside [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) [Abinal 1888]
 intérieurement [Hallanger 1974]
 intérieurement: Mihomehy anaty [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]

2016/04/08