|
|
|
|

Teny iditra1  andakira
Fototeny  2  any, lakira
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka, tsy hita avanavana
5  [1.1][an-dakira] any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] something very far away
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.5] très loin
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  andakira, andikara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21