Teny iditra | 1 andalambary |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vary vao voajinja vita andaharana eny an-tsaha ambara-pitaona azy ho eny an-tanàna |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] [andalam-bary] riz en javelle 5 [1.196] [andalam-bary] riz en javelle, couché sur le sol |
Voambolana |
6 Toe-karena: hanina |
Singan-teny | 7 lalana, vary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/28 |
![]() |