Teny iditra andalanina (andalana (lalana))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampandehanina na alefa miadana, tsikelikely: Andalano ny fiasanao fa aza rotorotoina befahatany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be arranged, to be done gradually. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andalanina, andalaniko, andalaninao, andalaniny, andalanintsika, andalaninay, andalaninareo, andalanin', andalanin-, andalanim-, andalani-
Ny lasa : nandalanina, nandalaniko, nandalaninao, nandalaniny, nandalanintsika, nandalaninay, nandalaninareo, nandalanin', nandalanin-, nandalanim-, nandalani-
Ny hoavy : handalanina, handalaniko, handalaninao, handalaniny, handalanintsika, handalaninay, handalaninareo, handalanin', handalanin-, handalanim-, handalani-
Filaza mandidy : andalano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20